Tadidintsika ve i Zack, miarahaba antsika izy amin'izao fankalazana ny fetim-PIRENENA izao. Henoy tsara ary!

24h Mada paylaştı: 25 Haziran 2019 Salı

MIARAHABA NY MPIRAY TANINDRAZANA TRATRAN'NY FAHA 59 TAONAN'NY FAHALEOVANTENA IZAO NY FILOHA TEO ALOHA HERY RAJAONARIMAMPIANINA."Manantena ny Filoha Andry Nirina Rajoelina hanohy sy hanatanteraka ny fotodrafitrasa napetraky ny Filoha Hery Rajaonarimampianina (lalan'Antananarivo, autoroute Toamasina, lalana Ambilobe-Vohémar, Aéroport Ivato, gare routière, gros barrages hydroélectriques hatomboka atoato, barrages fambolem-bary, rano any atsimo, trano fitsaboana sy fandidiana, ...). Fa ireny no fototra sy tena antoky ny fisandratan'ny firenena." Hery R.

24h Mada paylaştı: 26 Haziran 2019 Çarşamba

Fanafihana teto amin'ny galana Ankorondrano. Manazava ny tompon'andraikitra.

24h Mada paylaştı: 25 Haziran 2019 Salı
Ambanja

Hain'ilay mpamily ny mitondra azy, lalana Andoharano Ambanja.

24h Mada paylaştı: 24 Haziran 2019 Pazartesi
Vidéo du jour : " seul, nous pouvons faire si peu ; ensemble nous pouvons faire tant de choses." -- Helen Keller.

Vidéo du jour : " seul, nous pouvons faire si peu ; ensemble nous pouvons faire tant de choses." -- Helen Keller.

Sodjago 24 paylaştı: 22 Ocak 2019 Salı
Must Watch New 😄😅Funny Comedy Videos

Must Watch New Funny Comedy Videos

Daily Viral Episode paylaştı: 10 Haziran 2019 Pazartesi
Ramenez la coupe à la maison - Vedegream

Pas besoin de vous présenter cette chanson. Levez-vous et dansez ! 🇲🇫 😍#ballondor

la chaine L’ÉQUIPE paylaştı: 3 Aralık 2018 Pazartesi
Documentaire sur les mines de saphirs à Madagascar

Chapeau à Ferdinand!10 taona izy fa efa voafehiny ny Art#Bizina_Saphir_sy_vatosoaHenoy hatramin'ny farany!

Mada Top Actus paylaştı: 15 Haziran 2019 Cumartesi
DEPUTE

Kolikoly avo lenta, tsy misy afaka maina fa rehefa hampihàtra ny lalàna ihany dia ataovy ho an'ny daholobe. Tsy ny Solombavambahoaka 79 ihany fa mbola nisy maherin'ny 50 tapitrisa Ar talohan'izany fotoana izany saika ho entina mitsofoka tao amin'ny Antenimieram-pirenena.

24h Mada paylaştı: 16 Mayıs 2019 Perşembe

Cotisse AMBODIVONA - Madagasikara 🇲🇬Malagasy no tompony 🇲🇬🇲🇬Efa manao fikarakarana voyage mankany ivelany koa ry zareo izao. Amin'ny halalan i ABI DREAM TRAVEL Mankasitraka Tompoko ary mirary soa

Malagasy ve ianao paylaştı: 2 Mayıs 2019 Perşembe

Entretien d’embauche rebelle 😂😂😂!!!Tu me recrute ou pas? 😂😂😂YouTube 👉🏽👉🏽👉🏽 https://m.youtube.com/watch?v=Kwve0lI01Q8

Jojo le comédien paylaştı: 8 Ağustos 2018 Çarşamba

Le fameux concours de drague 😂😂😂Vidéo en HD sur YouTube 👉🏽 https://m.youtube.com/watch?v=_Rpv5R5iwPQ

Jojo le comédien paylaştı: 28 Mayıs 2019 Salı